COVID-19

10 Avril 2020 – Région Analamanga

Thématique : COVID-19

Dès le début de l’épidémie, l’Ordre National des Psychologues de Madagascar a répondu présent, lors de la sollicitation du Ministre de la Santé Publique, le Professeur Ahmad Ahmad, pour répondre à l’angoisse et la détresse des confinés et des soignants. 

Depuis le 23 Mars jusqu’au 3 Avril, 5 psychologues : Saraha Randriamorasoa, Mihaja Rabenoro, Andry Razakamanana, Stéphanie Rakotoarisoa et Hoby
  Andriamiharimanana, se sont relayés pour visiter les hôtels, pour prendre en charge les confinés. 2 autres psychologues ont été réquisitionnées au CHU Anosiala Ambohidratrimo : Aina Razakandrainy et Tahiry Rakotondratsimba.

Depuis le 06 Avril, les interventions se font sur les deux sites : CHU Anosiala Ambohidratrimo et Hôpital Manara-penitra à Andohotapenaka, avec 4 intervenants : Mihaja Rabenoro, Andry Razakamanana, Kolo Randriamanana et Hoby Andriamiharimanana.

 

« Ampanetrehan-tena no hanaovako ity publication ity.

Ry malagasy havana, namana.

Isany mba nomena fahasoavana handeha hanampy sy hitsabo ireo marary ny COVID 19 ny tenako.

Tsy fireharena izany, fa fitiavana hanampy tsotra ihany. Toa ny rehetra, matahotra, mitebiteby fa ny ao antsaina kosa hoe misy olona mbola mijaly noho ianao mila fanampiana avy aminao.

Tompoko, manao ny ainy tsy ho zavatra ny mpitsabo malagasy rehetra mikarakara ireo marary, miezaka mafy, tena mikipy maso

Tompoko tena misy ny marary eto amintsika, ary voakarakara izy ireo. Mahazo ny fitsaboana rehetra sy ny sakafo.

Tompoko, efa mafy loatra hoazy ireo ny hiainany

  • heritrereto, mihidy efa ho 20 andro tsy mahita ny akohonana.
  • ny tena voamarina fa contaminé aretina izay mampihorohoro izao tontolo izao).
  • ny fanenjehana manginy fotsiny satria lazaina fa ianao avy any ANDAFY no fahavalo nampiditra ny aretina (nefa mba mety nanana ny antony nandehanany tany izy, nitady toa anao)

Tsy mifidy saranga ny aretina, ary hiara mahalala fa mbola tsy voafehy ny fivoarany tampoka ary tsy misy vakisiny hatreto.

Hafatra tompoko :

  • Raha azonao atao, mijanona ao antrano satria raha mitombo ireo voa dia mety ho sahirana isika indrindra mety ho reraka ihany ny mpitsabo rehetra izay hiara mahalala fa vitsy anie hoan’ny malagasy e.
  • Aza terena hijoro vavolombelona ireo marary fa mavesatra loatra hoan’ny sainy izany tompoko (psychologiquement tena reraka izy ireo) . Aleo aloha izy mba haka hery sy aina hiadiana amin’ny aretina.
  • Hevero tompoko fa misy ezaka be fandraisana ireo marary sy fifehezana ny aretina fa raha mipoka kosa ny isa (explosion) dia mety ho sahirana ihany isika.

Tompoko, mba tsinjovy izahay vonona hitsabo, izay marihiko fa maro be ny manana zanaka kely, vady mitaintaina. Fa nefa kosa mikipy sy miakina amin’i Tompo satria fanekena ny fitsaboana

Tompoko andao hifanome tanana, mijanona ao an-trano raha azo atao.

Ho an’ireo tsy maintsy mivoaka, hajao ny fepetra rehetra (geste barrière).

Aza asiana loko politika tompoko fa andao aloha hifanome tanana fa loza ity »

Mihaja Rabenoro

 

Niasa teny Anosiala anio. Adidy ho an’ny tanindrazana, fanampiana ny mpiara-belona ary indrindra fandraisanay psychologues andraikitra na dia tsy mpiasam-panjakana aza.

Ndao tsy hanamaivana ity aretina ity ry mpiray tanindrazana fa TSY MORA ho an’ireo izay voatery miditra hopitaly ny miaina ireo herinandro vitsivitsy ao ! Ireo mpiasan’ny fahasalamana dia efa miezaka mafy, sarotra sady mafy ho azy ireo koa ny andraikiny fa miezaka daholo izy ireo na izany aza. Fa indrindra, ho an’ireo marary, tena mafy amin’ny maha-olona ny sedra atrehiny @fandalovana ao @hopitaly.

Aleo misoroka toy zay mitsabo. Mijanona ao an-trano. Arovy ny tenanao sy ny ain’ny mpiara-belona.

Kolo Randriamanana

 

Lors des dépistages à l’Institut Pasteur au Jumbo Score Ankorondrano.

Andry Razakamanana

“J’ai eu l’honneur de rencontrer ces personnes courageuses et généreuses : que ce soit le personnel de santé en première ligne ou ceux qui travaillent dur pour coordonner les interventions. Je tiens donc à remercier toutes les personnes qui s’impliquent cœur et âme dans la lutte contre cette maladie. 

C’est sans doute une épreuve difficile pour beaucoup de gens mais surtout pour les patients. Les impacts psychologiques sont visibles non seulement au niveau des patients mais aussi de leur famille. C’est pour cela qu’il est important de leur fournir tout le soutien nécessaire dont ils ont besoin. Nous aussi avons besoin de nous soutenir mutuellement.”

 

Hoby Andriamiharimanana

Laisser un commentaire